|
|
|
|

Teny iditra 1  rava
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa
23 Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay
24 Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 ruined, destroyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 démoli, détruit [1.8]
Ohatra  27  Tsy ela dia rava ny trano; [2.470#27]
28  Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472#145]
Mpanahaka  29  ambony ambany, 30  fongana, 31  levona, 32  miongana, 33  mirodana, 34  rota, 35  simba, 36  tsy misy vato mifanongoa
Fikambanana  37  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe rava
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  rava, 39 vara

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17