|
|
|
|

Teny iditra 1  andrefesana
Fototeny  2 refy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#521]
Ohatra  8  Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27#]
9  ary azo lazaina koa fa io no andrefesana ny fahalalàna sy ny fahamendrehan' izay firenena na izay olona izay, na dia faran' izay tso-piaina aza izy. [2.296#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19