|
|
|
|

Teny iditra 1  refy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
15 Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire [1.8]
18 dimension, mesure; cote [1.13]
Voambolana  19  Toerana
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 61 misy ny teny hoe refy
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 fery, refy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21