Teny iditra | 1 andriamborivory |
Singan-teny | 2 andriana, vorivory |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony mpanao jadona, mpanao teny tsy valiana, mpandidy tokana, mpandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#42] souverain, noble despote, violent 6 [2.415#469] Prince violent et despote. Sens général : agir par la force, avec violence, en abusant de sa puissance |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |