|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andriana
Fototeny  2  andry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto?
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#41] Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court)
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny andriana io

Teny iditra (2/3)15  andriana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka
18  [1.13] saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2] the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.]
20  [1.7] a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.3, 1.8, 1.13] noble
22  [1.3, 1.13] seigneur
23  [1.3] souverain
24  [1.8] roi, reine, royauté; la noblesse
Voambolana  25  Pôlitika
Sampanteny 
26  Matoantenin' ny mpanao :
27  Matoantenin' ny iharana :
28  Matoantenin' ny fameno :
29  Anarana :
30  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 
Lohateny  104  Andriamihanta (Ny Onja)
105  Ilay hohalahy tian' Andriana (Ravelomoria Wast)
106  Index des Tantaran' ny Andriana eto Madagascar (Vernier Elie)
107  Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph)
108  Tantara ny Andriana (Callet François)
Ohabolana  109  Ohabolana misy io teny andriana io
Lahatsoratra  110  Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)111  an-driana
Fototeny  112  any, riana
Sokajin-teny  113  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  114  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  115  [1.3]
Ohatra  116  Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa [2.558]
Ohabolana  117  Ohabolana misy io teny an-driana io

Fivaditsoratra  118  añandray, andairan, Andraina, andraina, an-driana, andriana, iandrana, nadraina, nanadary, nandaira, naridana, niadrana, niradana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08