Teny iditra | Andriampenitra (andry, fenitra) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une caste [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |