Teny iditra andro fady
Singan-teny andro ; fady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Andro voatondron' ny mpisorontsampy taloha ho andro masina fanandratana ny sampy ka tsy azo nanaovan-draharaha (ny alakamisy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Jour où l'on s'abstient de travail ou de certaine nourriture [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19