|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  andro
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  12 [Bara] masoandro, orana: Avy ñy andro [1.78]
13 Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay
14 Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava
15 Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo
16 Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy
17 Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina
18 Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro
19 Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina
20 Fotoana: Vary andro foana eto aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.] [1.2]
22 a day; an epoch or period
23 a great day [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 jour, temps [1.8, 1.5#65]
25 époque [1.5#65]
Voambolana  26  Fotoana
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 188 misy ny teny hoe andro
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  29 Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3) 30  andro
Sokajin-teny  31  anarana
Haiendriteny 
32  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  41 action de se baigner, bain [1.3]
Fikambanana  42  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe andro

Teny iditra (3/3) 43  andro
Sokajin-teny  44  anarana
Haiendriteny 
45  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  46 [Antesaka] habokana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  47 [Antesaka] lèpre [1.82]
Voambolana  48  Fahasalamana

Fivaditsoratra  andro, 49 droña, 50 ndrao, 51 ondra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21