|
|
|
|

Teny iditra 1  androsoana
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#550]
Ohatra  8  dia an-taratasy no androsoana izany ka ilazany ny fahamehana raha misy izany [2.114#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 Andranosoa, androsoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21