| Teny iditra | 1 roso |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Efa miainga; efa lasa: Roso ny dia
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 going on
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 parti, qui est allé en avant: Roso izahay (Nous sommes partis, nous sommes allés en avant)[1.3#549] 31 continuer, progresser [1.8] |
| Ohatra |
32 Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa.
[2.471#40]
33 Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia. [2.472#234] |
| Fikambanana | 34 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe roso |
| Fivaditsoratra | roso, 35 soro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|