|
|
|
|

Teny iditra 1  anekena
Fototeny  2 eky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#121]
Ohatra  8  Koa raha izany, ny mpivavaka dia tsy vitan' ny manary sy manamavo ny nentin-drazana fa mbola manao tompo roa aty amin' ny lany tsy azo anekena afa-tsy tompo tokana. [2.366#]
9  Misy modely telo ny modely frantsay izay miavaka amin' ny fampisarahana mazava ny Fanjakana sy ny Fiangonana, izay tsy anekena ny fitsabahan' ny fivavahana amin' ny fiainam-pirenena; [4.27#]
Tsipelina hafa  10 anaikena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22