Teny iditra | eky | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin' ny tena; fanoavana na fankatoavana didin' ny lehibe; fiaikena na fibabohana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Obéissance, soumission, consentement, acceptation, approbation, aveu, confession [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tsipelina hafa | aiky | ||||||||||||
Teny iditra | eky | ||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Oui, c'est bien cela. [1.19] | ||||||||||||
Tovy hevitra | eka ~ ekany ~ heka | ||||||||||||
Fivaditsoratra | eky, ike |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |