Teny iditra |
anelanelako > anelanelany
(ana, elanelana, -ny)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny frantsay | Entre [1.3]
|
| Au milieu, entre deux choses [1.5]
|
Ohatra |
1 | Volenay eny anelanelany ka!
[2.117]
|
2 | Izaho no taho eto anelanelanareo
[2.499]
|
3 | Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka
[2.445]
|
4 | Lasa ery ny eritreriny amin'ny endriky ny volana eo anelanelan-taho
[2.817]
|
5 | Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra
[2.996]
|
6 | Ary ny amin' ny teny nifanaovantsika izaho sy hianao dia indro fa anelanelako izaho sy hianao, mandrakizay, Iaveh
[2.996]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
anelanelany,
anelanelako,
anelanelanao,
anelanelanareo,
anelanelan',
anelanelan- |
Ny lasa : |
tanelanelany,
tanelanelako,
tanelanelanao,
tanelanelanareo,
tanelanelan',
tanelanelan- |
|
|
Teny iditra |
anelanelako > anelanelany
(ana, elanelana, -ny)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Intermédiaire, intervalle [1.13]
|
Ohabolana |
|