Teny iditra anendrena (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ary hoy izahay, tsara izany, fa aza atao ela loatra no anendrena ny andro. [2.366]
2Isaky ny foko antaimoro sy antambahoaka manana Sorabe, dia misy fianakaviana manana adidy manokana nifandovany, ka ao amin' io fianakaviana io no matetika anendrena ny Katibo. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anendrena, anendreko, anendrenao, anendreny, anendrentsika, anendrenay, anendrenareo, anendren', anendren-, anendrem-, anendre-
Ny lasa : nanendrena, nanendreko, nanendrenao, nanendreny, nanendrentsika, nanendrenay, nanendrenareo, nanendren', nanendren-, nanendrem-, nanendre-
Ny hoavy : hanendrena, hanendreko, hanendrenao, hanendreny, hanendrentsika, hanendrenay, hanendrenareo, hanendren', hanendren-, hanendrem-, hanendre-
Filaza mandidy : anendreo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20