|
|
|
|

Teny iditra 1  tendry
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Fikasihana kely zavatra
23 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha
24 Fihinanana zavatra kely
25 Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany
26 Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox)
27 Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy [1.1]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tendry
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21