Teny iditra | aneto | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Androany, anio [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | Now, today. (Prov.) See anio. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Maintenant. [1.19] | |
Tovy hevitra | anio ~ anito | |
Fivaditsoratra | aneto, etona, oteña, tenao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |