Teny iditra | 1 angadinomby |
Fototeny | 2 angady, omby |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitaovam-piasana tany taritin' omby, misy faritra efatra: 1) lelany roa mifanao ambony sy am-bany ka ny iray mitsangana toa mandidy ny tany, ny iray mitsivalana mamakivaky ny tany; 2) vy mivohitra mamadika ny tany voavaky; 3) kodiarana iray na roa, ary 4) vy lehibebe lavalava iraiketan' ireo rehetra voalaza eo aloha |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] plow |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13] charrue |
Voambolana |
7 Toe-karena: fambolena |
Fivaditsoratra | 8 ambongadiny, angadinomby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |