|
|
|
|

Teny iditra 1  angadona
Fototeny  2 ngadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mitoto, mively [1.1]
Ohatra  9  Nasain' ilay mpampiasa nijanona tamin' izay izy, fa nobaikoiny kosa hitehana angadona mandritra ny adiny iray. [2.472#]

Fivaditsoratra  10 adangano, angadona

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26