| Teny iditra (1/2) | 1 ngadona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a beating noise, a tremulous noise
[1.2] 23 a dull thumping sound [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 bruit sourd comme des pas ou d'un tambour
[1.8] |
| Ohatra |
25 Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra.
[2.285#145]
|
| Voambolana | 26 Feo |
| Teny iditra (2/2) | 27 ngadona |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
30 fahatongavana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 arrived suddenly
[1.2] |
| Fikambanana | 32 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ngadona |
| Fivaditsoratra | ngadona, 33 ngodana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|