Teny iditra | 1 angady mondro |
Singan-teny | 2 angady, mondro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] angady efa ela niasana ka bory kely sisa mijanona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2][angadimondro] A worn-out spade blade 6 [1.7] the stump of a worn-out spade |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] le moignon d 'une bêche usée |
Ohatra |
8 Ary raha rnampandoa angady mondro ny andriamanjaka, dia manatitra izahay. [2.48] |
Tovy hevitra | 9 mondron' angady |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny angady mondro io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |