Teny iditra | 1 angaloha |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] akaloha 4 [1.1] Fitenenana fanaon' ny ankizy, mitovy amin' ny hoe aoka aloha: Andraso angaloha |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] First, before, previously, in the meantime: Aoka angaloha (Wait in the meantime) |
Ohatra |
6 [1.251#lasanialohalalana] Andraso kely angaloha, hoy ny sahona. 7 [2.298#] Andeha samy mody angaloha, ento mody mandry izany teny izany! |
Fototeny | 8 aloha |
Tovy hevitra | 9 akaloha |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |