|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  anganga
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fitsingatotra, izany hoe fitsirarana ila
9  Fiavonana [1.1]

Teny iditra (2/4)10  anganga
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny frantsay  13  nom d'une plante à racine âcre, on la mange en temps de disette [1.3]
14  Plante indéterminée dont le tubercule très âcre est néanmoins consommé en periode de disette. C'est aussi le nom d'un oiseau considéré comme de mauvais augure. [Betsimisaraka] [1.196]

Teny iditra (3/4)15  anganga
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny frantsay  18  oiseau censé porter malheur [1.3]
19  oiseau de malheur [2.415]
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny anganga io

Teny iditra (4/4)21  anganga
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  un vaurien [1.3]
24  les vauriens [2.415]

Fivaditsoratra  25  anganga, gangana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31