|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanganga
Fototeny  2  anganga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona manana toetra ratsy mahamenatra; tafahoatra amin' ny toetra tsy mendrika ananany
Mikiakiaka matetika amin' ny ditrany (zazakely)
Avo vava na mahay vava (vehivavy).
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] outré, qui dépasse les bornes en tout
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)7  fanganga
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Bara] sady fetsy no mangalatra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny fanganga io

Teny iditra (3/3)11  fanganga
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] [Provincial] A kind of poisonous hofika. Same as hofikara
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] (comme fangahanga) Nom de l'igname amère et vénéneuse, surtout : Dioscorea sansibarensis Pax (Dioscoreaceae). La toxicité est due à la fois à des glucosides cyanogèniques et à des cardénolides (voir aussi hofika). [Betsimisaraka]
Voambolana  15  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  16  hofikara
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02