|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  angilo
Fototeny  2 ngilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mahangilo, ampiasaina mba hahamainty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce dont on se sert pour rendre noir et luisant [1.3#452]

Teny iditra (2/2) 10  angilo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Anaran' ny voatabiha ankapobeny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 [Merina] (de angilo : de couleur sombre et brillante, comme les objets vernis ou passés au cirage). Nom souvent donné à la Tomate, Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Plante potagère bien connue. Les jardiniers malgaches distinguent : angilobe, angilofonakoho et angilombazaha. [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry: anana
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe angilo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  angilo, 17 angoly, 18 laingo, 19 langoy, 20 longia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19