Teny iditra angira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] tehina [1.78]
  [Taimoro] kibay [1.78]
  [Bara] Lefona fohy lela [1.78]
  [Betsimisaraka] sangira, kobay [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A stick. Same as tehina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Bâton (long) [1.82]

Teny iditra angira
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lavitra dia lavitra, any an-dakira [1.1]

Teny iditra angira
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy A term of reproach [1.2]

Teny iditra angira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazon' ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Name of a wood [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Nom d'un arbre réputé pour la dureté de son bois. On en faisait des épieux avant l'utilisation des outils de fer. Peut-être légendaire ? Ce nom revient souvent dans les contes, mais je n'ai pu me faire montrer un exemplaire de l'arbre. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/22