|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aniany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny fihalehibeazana noho ny fibontsinana na ny fivontosana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  puffed up as with wind, bloated, swollen. Used of the stomach only. [1.2]

Teny iditra (2/2)6  aniany (aniana)
Sokajin-teny  7  anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  8  aniana [3.1]

Fivaditsoratra  9  aniany, nainay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31