|
|
|
|

Teny iditra 1  anjaika
Fototeny  2 zaika
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Fahavoriana lehibe manetriketrika iraratana amin' ny haingo; lanonana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a concourse of people splendidly arrayed, as on occasions of public rejoicing. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 réunion solennelle, réception [1.8]
Ohatra  12  Tovolahy nikoizana tamin' ny bikany sy ny tarehiny izany, ry Sahondra, ka toy ny lanonana tsy hary fomba ny anjaika tsy nahitana azy, ary noho izany dia nifandrombahan' ny fianakaviana teto amin' ny renivohitra ny nifanerasera taminy. [2.529#]

Fivaditsoratra  anjaika, 13 ijakana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19