|
|
|
|

Teny iditra 1  mianjaika
Fototeny  2 anjaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manao fivoriam-be
8 Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 imp and rel not used. To assemble in grand apparel. [1.2]
Ohatra  10  Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany. [2.503#]
11  Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika. [1.369#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mianjaika
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21