|
|
|
|

Teny iditra1  anjona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5  Avonavona tsy mijery ny olona noho ny fiheverana ny tena ho ambony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  scornfulness, disdain. [1.2]
Tovy hevitra  7  anjonanjona
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny anjona io

Fivaditsoratra  9  anjano, anjona, janona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31