Fizahan-teny

Ohabolana : anjona

Ohabolana 1Tafon-tranon-dRainitsiambinina : samy manazary ny anjony. [1.147 #T7]

Ohabolana 2Torimason' akoho, ka vita an' anjona ihany. [2.558 #274]
Torimason’ akoho : vita an' anjona ihany. [2.974 #358, 2.653]
Dikanteny frantsaySommeil de poule : toujours sur ses gardes. [2.974 #358]

Ohabolana 3Volombodin-tritrio : samy manapakapaka ny anjony. [1.147 #V90]

Fizahan-teny