|
|
|
|

Teny iditra 1  ankalazaina
Fototeny  2 laza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be glorified; to be reported as having done something bad [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on glorifie, qu'on célèbre [1.3, 1.5]
10 qu'on publie, qu'on remercie [1.3]
Ohatra  11  Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra; [1.38#34]
12  Fety lehibe no ankalazaintsika rahampitso (Demain nous célébrons une grande fête) [1.3]
13  Ankalazain'ny zavatra voary rehetra ny fahendren'Andriamanitra (Toutes les créatures publient la sagesse de Dieu [1.3]
14  17 taona tokoa izay, no nankalazaina ny andron' ny 3 may, andro iraisam-pirenena ho amin' ny fahalalahan' ny asa fanaovan-gazety eran-tany [4.12]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19