|
|
|
|

Teny iditra 1  ankasitrahana
Fototeny  2 sitraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be found pleasing; to be thanked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 en quoi on peut se complaire, qu’on peut approuver, agréer, remercier, récompenser, le motif [1.3#612]
10 qu'on approuve, qu'on accepte; qu'on agrée, pour lequel on exprime ses remerciements [1.8]
Ohatra  11  Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana any aminy. [2.528]
12  Tsy niriry trano anay mianakavy ianareo, ka ankasitrahana. [2.245]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21