|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sitraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [1.1]
Ohatra  4  sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [2.298#27]
Voambolana  5  Kilalao
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe sitraka
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 8  sitraka
Sokajin-teny  9  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  27 Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko?
28 Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy
29 Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 pleasing; thanks [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 agréable, agréé, dont on remercie [1.8]
Ohatra  32  Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [2.470#173]
Mpanahaka  33  ankatoavina, 34  fy, 35  lany, 36  mamy, 37  telina, 38  tiana
Fikambanana  39  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe sitraka
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  41 kitsara, 42 ritsaka, sitraka, 43 tsikara, 44 tsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17