| Teny iditra | 1 ankasitrahina |
| Fototeny | 2 sitraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto.
[2.472#254]
8 rahefa vita ny fitenenana, tsy misy mihetsika, tsy misy miteny ny olona : tsy ankasitrahiny izay ilay kabary. [2.472#129] 9 Ny fandrahonana hihatra amin'izay tsy manaraka ny fadin-drazana, raisiny literaly ho anjarany, raha manao izay tsy ankasitrahin' ny rainy izay any an-danitra izy. [1.353] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/11/12 |
|