|
|
|
|

Teny iditra 1  ankasitrahina
Fototeny  2 sitraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. [2.472#254]
8  rahefa vita ny fitenenana, tsy misy mihetsika, tsy misy miteny ny olona : tsy ankasitrahiny izay ilay kabary. [2.472#129]
9  Ny fandrahonana hihatra amin'izay tsy manaraka ny fadin-drazana, raisiny literaly ho anjarany, raha manao izay tsy ankasitrahin' ny rainy izay any an-danitra izy. [1.353]

Nohavaozina tamin' ny 2026/11/12