Teny iditra (1/2) | 1 ankay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toerana mangadihady tsy misy voly na hazo, eo amoron' ny ala be 4 [1.78] [Bezanozano] lemaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] any open space near a forest, or surrounded by forest; an exposed situation. See hay. |
Fototeny | 6 hay |
Teny iditra (2/2) | 7 Ankay |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] the name of a large upland plain to the east of Imerina |
Fototeny | 10 hay |
Teny nalaina | 11 Soratra misy io teny Ankay io |
Fivaditsoratra | 12 aanky, akain, akañy, akany, anaky, anika, ankay, Ankay, inaka, kaina, kiana, nakai, nakia, niaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/12 |
![]() |