Teny iditra (1/7) | 1 hay |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tenim-piontanana: Enti-milaza fanontaniana: Hay! tonga sahady ianao 4 Enti-milaza toa figagana noho ny fahatongavan-javatra na toe-javatra tsy araka ny nampoizina: Natao hitsikitsika hivavahana, hay, Papango nipaoka ny akoho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 an exclamation of surprise or scorn. Really! Truly! Indeed! It is repeated frequently as an encouragement to warriors. [1.2] 6 really! indeed! [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 oh! vraiment! [1.8] |
Ohatra |
8 hay, hoy ny mpanjaka. [2.606] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (2/7) | 11 hay |
Sokajin-teny | 12 matoanteny mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
16 fantatra [Taisaka]
[1.78] 17 Azo, azo averina, fantatra (saingy ilazana indrindra zavatra ilana fianarana): Efa hainao va ilay tsianjery? (Ny hevitra fotsiny hoe "fantatra", tsy ilana fianarana, dia tsy fiteny loatra afatsy any an' indran-tany, na dia miha-mahazo vahana aza ankehitriny: Aiza ho aiza eto ny tranon-dRatsima, ry zaza? -- Tsy haiko, tompoko) 18 Fantatra ny fanaovana azy: Aoka hataoko fa raharaha haiko raha izany foana 19 Mety ho vita: Tsy mba hain' ny zanako, tompoko, ny mandainga 20 Azo, tanty: Tsy hay leferina ny hoso-dratsy avy amin' ny havanta 21 Azo ifampiraharahana, azo akekezina: Tsy haiko io olona io fa ianao no aoka hiresaka aminy 22 Voafehy: Tsy hain' ny vadiny Rasoa. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
23 possible, able to, can be done by. In the provinces, to know, to be acquainted with. [1.2] 24 known; within one's capabilities [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 connu [Taisaka]
[1.82] 26 connu; dont on est capable [1.8] |
Ohatra |
27 Izay manapotsitra sy misintona lohanono koa ve dia tsy ho haiko [2.117] 28 hay izany no anton-diany! [2.499] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny hay io |
Teny iditra (3/7) | 36 hay |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
40 Fahaizana (teny miditra amin' ny famoronan-teny maromaro ka ny heviny hatrany dia hoe fahaizana, fahalalana) [1.1] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (4/7) | 47 hay |
Sokajin-teny | 48 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
51 may, kilan'ny afo [Sihanaka]
[1.78] 52 Hafanana, firehetana na fahamaizana vokatry ny afo na ny masoandro, doro: Hain-trano, hain-tanety; hain' andro (hainandro). [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
53 burning. A word not used alone, but in compounds [1.2] 54 heat, fire [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
55 chaleur [Taisaka]
[1.82] 56 chaleur; feu [1.8] 57 (toute l'île) (comparer au sanscrit kashai : brûler ; au vietnamien : ray : culture sur incendie, etc. ; des mots de même origine existent dans toutes les langues de l'océan Indien et des rives du Pacifique). Substantif : feu, incendie. On dit notamment hain-tanety: incendie des herbes, feu de brousse, mais périodiquement pour le renouvellement des pâturages. C'est une pratique désastreuse pour la végétation et le maintien de l'équilibre biologique. [1.196] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (5/7) | 63 hay |
Sokajin-teny | 64 anarana na mpamaritra |
Voambolana |
65 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
66 tany foana [Tambahoaka]
[1.78] 67 Tanety na lohasaha ngazana tsy misy ala na ahitra lava fa efa nodorana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
68 an exposed situation, an open space near a forest, or surrounded by forest. 69 open, exposed [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
70 dénudé, dont on a brûlé la végétation. La région dite Ankay tirait son nom de ce que toutes les forêts y avaient été brûlées pour faire du charbon de bois ; la métallurgie du fer à la mode malgache se faisait au charbon de bois ; et aussi pour créer des pâturages [Merina]
[1.196] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (6/7) | 72 hay |
Sokajin-teny | 73 anarana |
Voambolana |
74 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fanazavàna teny anglisy |
75 the name of an insect found in rice [Provincial]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
76 insecte parasite du riz [Tankarana]
[1.19] 77 Nom générique des maladies des plantes qui se traduisent par un dessèchement des feuilles, comme si elles avaient été brûlées ; que ces maladies soient dues à des parasites végétaux ou animaux. Par exemple, haim-bary = haombary : « le pou du riz », mais aussi les dégâts dus à des attaques cryptogamiques, etc. [1.196] |
Teny iditra (7/7) | 78 hay |
Sokajin-teny | 79 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
80 ahimaina [1.2] 81 vilona, ahitra maina [1.17] |
Fivaditsoratra | 82 ahy, hay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |