|
|
|
|

Teny iditra1  ankihibe
Singan-teny  2  ankihy, be
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haiaina
Fanazavàna teny anglisy  5  the thumb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  le pouce [1.8]
Ohatra  7  Fa hoy kosa ny ankihibe : "Hihatakataka aho fa olon-dehibe". [2.69#179]
8  ny manarakaraka sy ny fanondro no fohy dia botrin' ny sain-dratsiny, ary ny ankihibe sy ny tondro ampovoany no lava sy lehibe dia noho ny hamarinany. [2.69#]
Tsipelina hafa  9  ankibe
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30