|
|
|
|

Teny iditra1  fanondroadala
Singan-teny  2  fanondro, adala
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  5  Rantsantanana afovoany, izany hoe fahatelo avy eo amin' ny ankibe na avy amin' ny ankikely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the middle finger [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  le majeur [1.3]
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30