|
|
|
|

Teny iditra1  ankihibe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] the thumb
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] le pouce
Ohatra  5  [2.69#179] Fa hoy kosa ny ankihibe : "Hihatakataka aho fa olon-dehibe".
6  [2.69#] ny manarakaraka sy ny fanondro no fohy dia botrin' ny sain-dratsiny, ary ny ankihibe sy ny tondro ampovoany no lava sy lehibe dia noho ny hamarinany.
Voambolana  7  Haiaina
Singan-teny  8  ankihy, be
Tsipelina hafa  9  ankibe
Mpanahaka  10  ankihibentanana
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12