|
|
|
|

Teny iditra 1  ankinina
Fototeny  2 ankina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io
9 (Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19