|
|
|
|

Teny iditra 1  ankina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina
26 Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1]
27 hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  28 [root] [1.2#53]
Fanazavàna teny frantsay  29 appui, soutien, charge, responsabilité [1.3#50]
30 axiome [1.13]
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe ankina

Fivaditsoratra  32 ankany, ankina, 33 kanina, kañina, 34 kinana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19