Teny iditra | ankitiny | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] marina [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Proper, suitable. Same as marina or mahitsy. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] [ ankitiñy ] Vrai, vraiment, absolument, vérité [1.405] | |
Ohatra | Izikoa ankitiny anao maneky lehilahy tsy miteraka, ampodiàna sevalin' ny mahangy ty aroe, alà ninao araiky.
[2.150] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ankitiny io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |