|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahitsy
Fototeny  2  hitsy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao
5  Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny
6  Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  straight, correct [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct) [1.3#253]
9  droit, correct [1.8]
Ohatra  10  Satria, mahitsy ka mety hanafintohina. [2.245#119]
11  Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5#]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny mahitsy io

Teny iditra (2/2)22  Mahitsy
Singan-teny  23  mahitsy, hitsy
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  25  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  26  Fitanisana

Fivaditsoratra  27  Mahitsy, mahitsy, mihatsy, Mahitsy, mahitsy, mihatsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13