|
|
|
|

Teny iditra 1  ankoatra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 beyond; over and above [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 au-delà de [1.3, 1.8]
Ohatra  7  Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356#42]
8  Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499#71]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe ankoatra

Fivaditsoratra  10 akotrana, ankoatra, 11 antoraka, 12 karatona, 13 karotana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19