Teny iditra an-koditra (ana, hoditra)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Sur la peau
Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible) [1.3]
Ohatra 
1hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [2.470]
2Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31