Teny iditra anosorana (hosotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra anjavidy no itonoana ny trafon-kena eo ambony fasana, ary tohizina amin' ny anjavidy ny trafon-kena kely ilay avy anosorana ny vato, ka atsatoka eo ambony fasana [2.857]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anosorana, anosorako, anosoranao, anosorany, anosorantsika, anosoranay, anosoranareo, anosoran', anosoran-, anosoram-, anosora-
Ny lasa : nanosorana, nanosorako, nanosoranao, nanosorany, nanosorantsika, nanosoranay, nanosoranareo, nanosoran', nanosoran-, nanosoram-, nanosora-
Ny hoavy : hanosorana, hanosorako, hanosoranao, hanosorany, hanosorantsika, hanosoranay, hanosoranareo, hanosoran', hanosoran-, hanosoram-, hanosora-
Filaza mandidy : anosory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20