|
|
|
|

Teny iditra 1  antafika
Fototeny  2 tafika
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny frantsay  5 en expédition, à l'armée, à la guerre [1.3]
Ohatra  6  Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka [1.38#150]
7  Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo. [2.59#31]
8  Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina. [2.366#]

Fivaditsoratra  antafika, 9 antifaka, 10 fitanàka, 11 tafanika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19