|
|
|
|

Teny iditra1  Antaimanambondro
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Foko kely dia kely, atao koa hoe Antaivondro, manodidina ny ony Manambondro, anelanelan' Iavibolo sy Masihanaka, voalaza ho iray razana amin' ny Antambahoaka. Tanàna foibeny: Amparihy
Voambolana  4  Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07