Teny iditra | an-takona | |
Singan-teny | takona | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | En dehors de la vue, en secret, en cachette [1.3] | |
Tovy hevitra | an-katakonana ~ an-kifonofono ~ an-koboka ~ an-konohono ~ an-tsokosoko ~ mangingina | |
Fivaditsoratra | an-takona, natokana, takonana, tonanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |